plt_tn/jer/25/05.md

612 B

Aoka ny olona tsirairay hiala amin'ny fomba ratsy sy ny kolikoly fanaony

Ny teny "fomba ratsy" sy "kolikoly fanaony" dia mitovy ny dikany ary samy manondro ny fomba ratsy izay fanaon'izy ireo.

hiverena any amin'ny tany izay nomen'i Yaveh ny razambenareo tamin'ny andro fahiny sy ho anareo, ho fanomezana maharitra

DH: "mba ahafahanareo miverina any amin'ilay tany izay nampanantenain'i Yaveh ho anareo ary hipetrahanareo mandrakizay"

aza miantsy Azy amin'ireo asan'ny tananareo mba tsy hanisiany ratsy anareo

DH: "aza manao izay maha tezitra an'i Yaveh amin'ireo asa ratsinareo ka hanasaziany anareo"