plt_tn/jer/24/01.md

433 B

Indro

Ny teny "Indro," eto dia nahita zavatra mahaliana i Jeremiah.

Io fahitana io dia niseho ... azy ireo tany Babylona

Io ampahany amin'ny tantara io dia nampiasaina mba hanomezana fampahafantarana ara-tantara ampisehoana hoe oviana ilay tranga no niseho.

ireo mpanao asa tanana

Olona manana traikefa amin'ny fanamboarana zavatra.

ireo mpanefy vy

Olona manana traikefa amin'ny fanamboarana zavatra vita amin'ny vy.