plt_tn/jer/24/01.md

16 lines
433 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Indro
Ny teny "Indro," eto dia nahita zavatra mahaliana i Jeremiah.
# Io fahitana io dia niseho ... azy ireo tany Babylona
Io ampahany amin'ny tantara io dia nampiasaina mba hanomezana fampahafantarana ara-tantara ampisehoana hoe oviana ilay tranga no niseho.
# ireo mpanao asa tanana
Olona manana traikefa amin'ny fanamboarana zavatra.
# ireo mpanefy vy
Olona manana traikefa amin'ny fanamboarana zavatra vita amin'ny vy.