plt_tn/jer/23/16.md

574 B

Efa namitaka anareo izy ireo!

DH: "Ireo mpaminany no nahatonga anareo hino zavatra tsy marina!"

Izy ireo dia manambara fahitana avy ao an-tsain'izy ireo manokana ihany

DH: "fahitana izay noforonin'izy ireo teo an-tsaina"

fa tsy avy amin'ny vavan'i Yaveh

DH: "tsy avy amin'i Yaveh"

Nefa iza no nitsangana teo amin'ny fivorian'ny synedrionan'i Yaveh? Iza no mahita sy mandre ny teniny? Iza no nanongila-tsofina tamin'ny teniny ary nihaino?

DH: "Tsy nisy nanoro hevitra an'i Yaveh. Tsy nisy nahatakatra izay nolazain'i Yaveh. Tsy nisy nankato ny didin'i Yaveh."