plt_tn/jer/23/16.md

16 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa namitaka anareo izy ireo!
DH: "Ireo mpaminany no nahatonga anareo hino zavatra tsy marina!"
# Izy ireo dia manambara fahitana avy ao an-tsain'izy ireo manokana ihany
DH: "fahitana izay noforonin'izy ireo teo an-tsaina"
# fa tsy avy amin'ny vavan'i Yaveh
DH: "tsy avy amin'i Yaveh"
# Nefa iza no nitsangana teo amin'ny fivorian'ny synedrionan'i Yaveh? Iza no mahita sy mandre ny teniny? Iza no nanongila-tsofina tamin'ny teniny ary nihaino?
DH: "Tsy nisy nanoro hevitra an'i Yaveh. Tsy nisy nahatakatra izay nolazain'i Yaveh. Tsy nisy nankato ny didin'i Yaveh."