plt_tn/jer/23/13.md

626 B

nandeha tamin'ny fitaka

"niaina tamin'ny fomba tsy mendrika"

Nanamafy ny tanan'ireo mpanao ratsy izy ireo

"nanamafy ireo izay manao ny ratsy izy ireo"

tsy nisy niala tamin'ny ratsy fanaony

"nanohy nanota izy ireo"

Lasa toa an'i Sodoma avokoa izy rehetra amiko ary ny mponiny dia toa an'i Gomora

"lasa tena ratsy izy ireo"

hampihinana zava-mahafaty sy hampisotro rano misy poizina azy ireo Aho

Zavatra izay mangidy sy tsy tsara hoanina. Io fehezanteny io dia milaza ny sazy izay ho entin'i Yaveh eo amin'ireo mpaminany ratsy.

nivoaka tamin'ireo mpaminanin'i Jerosalema

"avy amin'ireo mpaminany ny ratsy"