24 lines
626 B
Markdown
24 lines
626 B
Markdown
|
# nandeha tamin'ny fitaka
|
||
|
|
||
|
"niaina tamin'ny fomba tsy mendrika"
|
||
|
|
||
|
# Nanamafy ny tanan'ireo mpanao ratsy izy ireo
|
||
|
|
||
|
"nanamafy ireo izay manao ny ratsy izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# tsy nisy niala tamin'ny ratsy fanaony
|
||
|
|
||
|
"nanohy nanota izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Lasa toa an'i Sodoma avokoa izy rehetra amiko ary ny mponiny dia toa an'i Gomora
|
||
|
|
||
|
"lasa tena ratsy izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hampihinana zava-mahafaty sy hampisotro rano misy poizina azy ireo Aho
|
||
|
|
||
|
Zavatra izay mangidy sy tsy tsara hoanina. Io fehezanteny io dia milaza ny sazy izay ho entin'i Yaveh eo amin'ireo mpaminany ratsy.
|
||
|
|
||
|
# nivoaka tamin'ireo mpaminanin'i Jerosalema
|
||
|
|
||
|
"avy amin'ireo mpaminany ny ratsy"
|