plt_tn/jer/22/04.md

666 B

mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida

Io dia manondro ireo mpanjaka manana fahefana toy i Davida. DH: "ireo mpanjaka, nanjaka tahaka an'i Davida teo alohan'izy ireo"

hitaingina kalesy sy soavaly

Ity fehezanteny ity dia manambara fa ireo mpanjaka dia mahery sy nanan-karena.

izy, ireo mpanompony, ary ny vahoakany

Ity fehezanteny ity dia mitanisa ireo izay ho lasa matanjaka sy manan-karena. DH: "izy, ireo mpanompony, ary ireo vahoakany dia hiditra hitaingina kalesy sy soavaly ao amin'ny lapa"

raha tsy mihaino

DH: "raha tsy mitandrina" na "raha tsy mankato"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.