plt_tn/jer/22/04.md

20 lines
666 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'i Davida
Io dia manondro ireo mpanjaka manana fahefana toy i Davida. DH: "ireo mpanjaka, nanjaka tahaka an'i Davida teo alohan'izy ireo"
# hitaingina kalesy sy soavaly
Ity fehezanteny ity dia manambara fa ireo mpanjaka dia mahery sy nanan-karena.
# izy, ireo mpanompony, ary ny vahoakany
Ity fehezanteny ity dia mitanisa ireo izay ho lasa matanjaka sy manan-karena. DH: "izy, ireo mpanompony, ary ireo vahoakany dia hiditra hitaingina kalesy sy soavaly ao amin'ny lapa"
# raha tsy mihaino
DH: "raha tsy mitandrina" na "raha tsy mankato"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.