plt_tn/jer/21/03.md

16 lines
503 B
Markdown

# ireo fitaovam-piadiana izay eo an-tananareo
DH: "ireo miaramila izay didinao"
# nanatona anareo avy tany ivelany
"manatona akaiky anareo"
# miaraka amin'ny tanana mitsotra sy sandry mafy
Ireo andian-teny ireo dia fomba fiteny izay midika hoe hery lehibe. DH: "miaraka amin'ny hery lehibe."
# miaraka amin'ny fahasosorana, fahavinirana, ary fahatezerana lehibe
Ireo teny ireo dia miitovy ny dikany. Ireo no miaraka dia manamafy ny hamafin'ny hatezerany. DH: "miaraka amin'ny hatezerana lehibe."