plt_tn/jer/21/03.md

503 B

ireo fitaovam-piadiana izay eo an-tananareo

DH: "ireo miaramila izay didinao"

nanatona anareo avy tany ivelany

"manatona akaiky anareo"

miaraka amin'ny tanana mitsotra sy sandry mafy

Ireo andian-teny ireo dia fomba fiteny izay midika hoe hery lehibe. DH: "miaraka amin'ny hery lehibe."

miaraka amin'ny fahasosorana, fahavinirana, ary fahatezerana lehibe

Ireo teny ireo dia miitovy ny dikany. Ireo no miaraka dia manamafy ny hamafin'ny hatezerany. DH: "miaraka amin'ny hatezerana lehibe."