plt_tn/jer/21/01.md

301 B

Pasora

Io ihany ilay Pasora voatonona tao amin'ny 20:1

Mangataha hevitra amin'i Yaveh ho anay

DH: "Miresaha re amin'i Yaveh ho anay. Anontanio izy raha hanampy antsika"

toy ny tamin'ny andro taloha

DH: " toy ny efa nataony tany aloha"

hampiala azy eo aminay

DH: "hampiala alavitra azy"