# Pasora Io ihany ilay Pasora voatonona tao amin'ny 20:1 # Mangataha hevitra amin'i Yaveh ho anay DH: "Miresaha re amin'i Yaveh ho anay. Anontanio izy raha hanampy antsika" # toy ny tamin'ny andro taloha DH: " toy ny efa nataony tany aloha" # hampiala azy eo aminay DH: "hampiala alavitra azy"