460 B
460 B
Tatero! Tsy maintsy taterintsika izany
Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia.
Mety ho azo fitahana izy ... hanao ny valifatintsika aminy
Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia.
Mety ho azo fitahana izy
"Mety azontsika fitahana izy
momba ahy tahaka ny mpiady mahery Yaveh
Yaveh dia tahaka ny mpiady mahery izay miaro an'i Jeremia ary nandresy ireo fahavalony.
tsy ho adino mandrakizay izany
"tsy ho adinon'ny olona mandrakizay izany"