# Tatero! Tsy maintsy taterintsika izany Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia. # Mety ho azo fitahana izy ... hanao ny valifatintsika aminy Niteny ireo teny reo fahavalon'i Jeremia. # Mety ho azo fitahana izy "Mety azontsika fitahana izy # momba ahy tahaka ny mpiady mahery Yaveh Yaveh dia tahaka ny mpiady mahery izay miaro an'i Jeremia ary nandresy ireo fahavalony. # tsy ho adino mandrakizay izany "tsy ho adinon'ny olona mandrakizay izany"