528 B
528 B
manamboninahitra mpitarika izy
Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Pasora.
novelesin'i Pasora i Jeremia mpaminany
Ireto avy no azo andikana azy 1) fa i Pasora tenany no nively an'i Jeremia mpaminany na 2) fa nampaniraka lehilahy hafa i Pasora hively an'i Jeremia.
fanagadrana
Ny fanagadrana dia hazo fisaka misy lavaka eo aminy izay nampiasana hitazomana ny tanana, ny tongotra ary ny lohan'ireo gadra.
Vavahady Ambony an'ny Benjamina
Io vavahady io dia hafa tamin'ireo vavahadin'ny manda izay mitovy ny anarany.