# manamboninahitra mpitarika izy Eto ny teny "izy" dia manondro an'i Pasora. # novelesin'i Pasora i Jeremia mpaminany Ireto avy no azo andikana azy 1) fa i Pasora tenany no nively an'i Jeremia mpaminany na 2) fa nampaniraka lehilahy hafa i Pasora hively an'i Jeremia. # fanagadrana Ny fanagadrana dia hazo fisaka misy lavaka eo aminy izay nampiasana hitazomana ny tanana, ny tongotra ary ny lohan'ireo gadra. # Vavahady Ambony an'ny Benjamina Io vavahady io dia hafa tamin'ireo vavahadin'ny manda izay mitovy ny anarany.