plt_tn/jer/17/07.md

335 B

ho tahaka ny hazo nambolena teny amoron-drano izy

Ny olona izay mahatoky an'i Yaveh dia hahomby foana, tahaka ny hazo rehefa hambolena eny amoron'ny ony. Izay tsy malazo rehefa tsy misy ny orana.

Tsy manahy izy amin'ny taonan'ny hain-tany

"Tsy hihontsona amin'ny toetr'andro ho avy izy"

Tsy manahy izy

"tsy hitaintaina izy"