# ho tahaka ny hazo nambolena teny amoron-drano izy Ny olona izay mahatoky an'i Yaveh dia hahomby foana, tahaka ny hazo rehefa hambolena eny amoron'ny ony. Izay tsy malazo rehefa tsy misy ny orana. # Tsy manahy izy amin'ny taonan'ny hain-tany "Tsy hihontsona amin'ny toetr'andro ho avy izy" # Tsy manahy izy "tsy hitaintaina izy"