28 lines
855 B
Markdown
28 lines
855 B
Markdown
# izao no fanambaran'i Yaveh
|
|
|
|
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
|
|
|
|
# mpanarato maro aho ... mpihaza maro
|
|
|
|
Yaveh dia mampitaha ny olona izay naka babo ireo Israelita amin'ireo olona izay manan-traikefa amin'ny famandriana haza.
|
|
|
|
# ny masoko dia ho eny amin'ny lalan'izy ireo rehetra
|
|
|
|
DH: "manara-maso ny zavatra rehetra ataon'izy ireo Aho"
|
|
|
|
# tsy afaka ny hiafina eo anoloako izy ireo
|
|
|
|
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro na ireo vahoaka na ny fihetsik'izy ireo. DH: "izy ireo dia tsy afaka ny hanafina ny fanaon'izy ireo Amiko" na "hitako daholo izay ataon'izy ireo"
|
|
|
|
# Tsy afaka ny hiafina eo anoloan'ny masoko ny helok'izy ireo
|
|
|
|
DH: "Hitako daholo ny otan'izy ireo"
|
|
|
|
# famenoan'izy ireo sampy maharikoriko ny lovako
|
|
|
|
Io fehezanteny io dia mamaritra ny "heloka sy ota" izay nataon'ireo olona.
|
|
|
|
# ny lovako
|
|
|
|
Io dia manondro ny tanin'Israely.
|