# izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # mpanarato maro aho ... mpihaza maro Yaveh dia mampitaha ny olona izay naka babo ireo Israelita amin'ireo olona izay manan-traikefa amin'ny famandriana haza. # ny masoko dia ho eny amin'ny lalan'izy ireo rehetra DH: "manara-maso ny zavatra rehetra ataon'izy ireo Aho" # tsy afaka ny hiafina eo anoloako izy ireo Ny teny "izy ireo" eto dia manondro na ireo vahoaka na ny fihetsik'izy ireo. DH: "izy ireo dia tsy afaka ny hanafina ny fanaon'izy ireo Amiko" na "hitako daholo izay ataon'izy ireo" # Tsy afaka ny hiafina eo anoloan'ny masoko ny helok'izy ireo DH: "Hitako daholo ny otan'izy ireo" # famenoan'izy ireo sampy maharikoriko ny lovako Io fehezanteny io dia mamaritra ny "heloka sy ota" izay nataon'ireo olona. # ny lovako Io dia manondro ny tanin'Israely.