337 B
337 B
indro!
Ny teny "indro" eto dia manamafy ny fehezanteny izay manaraka azy. DH: "tokoa"
izao no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
rehefa tsy ho lazaina intsony hoe
DH: "rehefa tsy hiteny intsony ny olona hoe"
Raha mbola velona koa i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 12:16.