# indro! Ny teny "indro" eto dia manamafy ny fehezanteny izay manaraka azy. DH: "tokoa" # izao no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7. # rehefa tsy ho lazaina intsony hoe DH: "rehefa tsy hiteny intsony ny olona hoe" # Raha mbola velona koa i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 12:16.