plt_tn/jer/15/13.md

615 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Amin'ity andininy ity Yaveh dia miresaka ny firenen'Israely toy ny hoe olona.

harena sy zava-tsarobidy

Ny teny "harena" sy "zava-tsarobidi" dia mitovy ny dikany ary manondro ireo zavatra izay heverin'ny olona ho manan-danja

babo

ireo zavatra izay nangalarina any amin'ny tanàna iray aorian'ny nandresena izany

any amin'ny tany izay tsy fantatrao

"any amin'ny tany izay vahiny aminao"

fa hirehitra ny afo, handrehitra ny fahatezerako aminao

Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny afo mandrava. DH: "hamotika anao Ahosatria tena tezitra mafy aminao.