# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Amin'ity andininy ity Yaveh dia miresaka ny firenen'Israely toy ny hoe olona. # harena sy zava-tsarobidy Ny teny "harena" sy "zava-tsarobidi" dia mitovy ny dikany ary manondro ireo zavatra izay heverin'ny olona ho manan-danja # babo ireo zavatra izay nangalarina any amin'ny tanĂ na iray aorian'ny nandresena izany # any amin'ny tany izay tsy fantatrao "any amin'ny tany izay vahiny aminao" # fa hirehitra ny afo, handrehitra ny fahatezerako aminao Ny fahatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny afo mandrava. DH: "hamotika anao Ahosatria tena tezitra mafy aminao.