plt_tn/jer/15/01.md

370 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Avy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.

Roahy hiala eo anoloako izy ireo, mba handehanan'izy ireo

"Roahy hiala eo anoloako izy ireo! Aoka izy ireo hiala alavitra!" Naveriny izany mba ho fanamafisana.

Ireo voalahatra ho faty

DH: "Ireo olona izay nolazain'Andriamanitra fa tsy maintsy ho faty" na "ireo azo antoka fa ho faty"