plt_tn/jer/15/01.md

12 lines
370 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Avy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia.
# Roahy hiala eo anoloako izy ireo, mba handehanan'izy ireo
"Roahy hiala eo anoloako izy ireo! Aoka izy ireo hiala alavitra!" Naveriny izany mba ho fanamafisana.
# Ireo voalahatra ho faty
DH: "Ireo olona izay nolazain'Andriamanitra fa tsy maintsy ho faty" na "ireo azo antoka fa ho faty"