plt_tn/jer/14/07.md

24 lines
591 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Avy nilaza tamin'ny olona ny momban'ilay hain-tany tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.
# noho ny amin'ny anaranao
"mba ahafahan'ny tsirairay mahita fa Ianao dia tena lehibe sy mihazona ny fampanantenanao."
# Ry fanantenan'ny Israely
Io dia anarana hafa niantsoina an'i Yaveh.
# ilay tokana izay namonjy azy
"ilay mpamonjy" na "ilay nanavotra azy"
# Nahoana no tahaka ... tahaka ny mpiady izay tsy afaka mamonjy na iza na iza?
Ny teny "tahaka" dia manambara hoe "mitovy amin'ny."
# very hevitra
tsy afaka ny hatakatra na misaina tsara