plt_tn/jer/14/07.md

591 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Avy nilaza tamin'ny olona ny momban'ilay hain-tany tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.

noho ny amin'ny anaranao

"mba ahafahan'ny tsirairay mahita fa Ianao dia tena lehibe sy mihazona ny fampanantenanao."

Ry fanantenan'ny Israely

Io dia anarana hafa niantsoina an'i Yaveh.

ilay tokana izay namonjy azy

"ilay mpamonjy" na "ilay nanavotra azy"

Nahoana no tahaka ... tahaka ny mpiady izay tsy afaka mamonjy na iza na iza?

Ny teny "tahaka" dia manambara hoe "mitovy amin'ny."

very hevitra

tsy afaka ny hatakatra na misaina tsara