plt_tn/jer/13/25.md

16 lines
380 B
Markdown

# Izany no nomeko anao, ny anjara izay efa nodidiko ho anao
DH: "Izao no ho ataoko hitranga aminareo"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# Izaho mihitsy no hanala ny ziponao aminao, ary hiseho ireo faritra saro-padinao
DH: "Hampiharihary ny haratsianareo Aho."
# fihikanao
Feon'ny soavaly lahy maniry soavaly vavy. DH: "filàna"