plt_tn/jer/13/25.md

380 B

Izany no nomeko anao, ny anjara izay efa nodidiko ho anao

DH: "Izao no ho ataoko hitranga aminareo"

izany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.

Izaho mihitsy no hanala ny ziponao aminao, ary hiseho ireo faritra saro-padinao

DH: "Hampiharihary ny haratsianareo Aho."

fihikanao

Feon'ny soavaly lahy maniry soavaly vavy. DH: "filàna"