plt_tn/jer/13/20.md

20 lines
688 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.
# Asandrato ny masonao
"mahatakatra izay hitranga aminao"
# Aiza ny andian'ondry izay nomeny anao, ny andian'ondry izay tena tsara tarehy taminao?
"noesorina ny olona rehetra"
# Inona no ho lazainao rehefa apetrak'Andriamanitra eo aminao ireo izay efa nampianarinao mba ho sakaizanao?
DH: "Ireo olona izay noeritreretinareo hoe namanareo dia hisambotra anareo ary hanapaka eo aminareo."
# Tsy ireo ve ny fiantombohan'ireo fanaintainana izay hahazo anao tahaka ny vehivavy miteraka?
Yaveh dia milaza amin'izy ireo fa ny fisamborana azy ireo dia fiantombohan'ny fanaitainana ho lalovan'izy ireo.