plt_tn/jer/13/20.md

688 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka amin'ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh.

Asandrato ny masonao

"mahatakatra izay hitranga aminao"

Aiza ny andian'ondry izay nomeny anao, ny andian'ondry izay tena tsara tarehy taminao?

"noesorina ny olona rehetra"

Inona no ho lazainao rehefa apetrak'Andriamanitra eo aminao ireo izay efa nampianarinao mba ho sakaizanao?

DH: "Ireo olona izay noeritreretinareo hoe namanareo dia hisambotra anareo ary hanapaka eo aminareo."

Tsy ireo ve ny fiantombohan'ireo fanaintainana izay hahazo anao tahaka ny vehivavy miteraka?

Yaveh dia milaza amin'izy ireo fa ny fisamborana azy ireo dia fiantombohan'ny fanaitainana ho lalovan'izy ireo.