16 lines
425 B
Markdown
16 lines
425 B
Markdown
# Aza miavonavona
|
|
|
|
"Aza miseho ho tsara, mahay, na manan-danja noho ireo hafa"
|
|
|
|
# hitondrany aizina
|
|
|
|
"hahatonga ny aizina" Ny aizina dia mariky ny korontana sy fahadisoam-panantenana"
|
|
|
|
# mialohan'ny hanafintohinany ny tongotrareo
|
|
|
|
DH: "mialohan'ny handakan'ny tongotrareo zavatra raha iny ianareo mandeha na mihazakazaka iny mba hianjera"
|
|
|
|
# hamadika ny toerana ho aizina lalina Izy
|
|
|
|
"hanamaizina tanteraka ilay toerana Izy"
|