425 B
425 B
Aza miavonavona
"Aza miseho ho tsara, mahay, na manan-danja noho ireo hafa"
hitondrany aizina
"hahatonga ny aizina" Ny aizina dia mariky ny korontana sy fahadisoam-panantenana"
mialohan'ny hanafintohinany ny tongotrareo
DH: "mialohan'ny handakan'ny tongotrareo zavatra raha iny ianareo mandeha na mihazakazaka iny mba hianjera"
hamadika ny toerana ho aizina lalina Izy
"hanamaizina tanteraka ilay toerana Izy"