plt_tn/jer/13/08.md

28 lines
414 B
Markdown

# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1.
# fiavonavonana
"mihebohebo"
# ny Joda sy Jerosalema
"vahoakan'i Joda sy Jerosalema"
# izay mandeha amin'ny fahamafisan'ny fon'izy ireo
"izay mafy loha foana"
# ny taranak'i
"ny vahoaka rehetra an'i"
# hifikitra Amiko
"nijanona eo akaikiko"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.