# tonga tamiko ny tenin'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:1. # fiavonavonana "mihebohebo" # ny Joda sy Jerosalema "vahoakan'i Joda sy Jerosalema" # izay mandeha amin'ny fahamafisan'ny fon'izy ireo "izay mafy loha foana" # ny taranak'i "ny vahoaka rehetra an'i" # hifikitra Amiko "nijanona eo akaikiko" # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.