plt_tn/jer/09/23.md

28 lines
737 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireto ny tenin'i Yaveh.
# Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny
"Ny olon-kendry dia tsy tokony hirehareha satria izy izy hendry"
# Aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin'ny harenany
"Ny mpanankarena dia tsy tokony hirehareha satria izy manan-karena"
# fa manfatatra Ahy sy ny ao anatiko izy
"fa izy mahafantatra Ahy ary miaina amin'ny fomba izay ankasitrahiko"
# Fa Izaho no Yaveh
DH: "Fa ny olona dia tokony hafantatra fa Izaho no Yaveh."
# Fa amin'izany no ahazoako fafinaretana
"ary mahafinaritra Ahy ny olona rehefa manao zavatra tamim-panekena mahatoky, tamim-pahamarinana sy ara-drariny"
# zany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.