plt_tn/jer/09/23.md

737 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireto ny tenin'i Yaveh.

Aoka ny hendry tsy hirehareha amin'ny fahendreny

"Ny olon-kendry dia tsy tokony hirehareha satria izy izy hendry"

Aoka ny mpanankarena tsy hirehareha amin'ny harenany

"Ny mpanankarena dia tsy tokony hirehareha satria izy manan-karena"

fa manfatatra Ahy sy ny ao anatiko izy

"fa izy mahafantatra Ahy ary miaina amin'ny fomba izay ankasitrahiko"

Fa Izaho no Yaveh

DH: "Fa ny olona dia tokony hafantatra fa Izaho no Yaveh."

Fa amin'izany no ahazoako fafinaretana

"ary mahafinaritra Ahy ny olona rehefa manao zavatra tamim-panekena mahatoky, tamim-pahamarinana sy ara-drariny"

zany no fanambaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.