plt_tn/jer/07/31.md

44 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mitanisa ireo zava-dratsy izay vitan'ny vahoakan'i Joda Yaveh.
# ny toerana avon'ny Tofeta
Izany no anaran'ilay toerana izay nanaovan'ny vahoakan'Israely sorona tamin'ny andriamanitra sandoka ny zanak'izy ireo tamin'ny fandorana azy ireo tamin'ny afo.
# ny lohasahan'i Ben-Hinema
Izany no anaran'ilay lohasaha any atsimon'ny tanànan'i Jerosalema, izay nanaovan'izy ireo sorona tamin'ireo andriamanitra sandoka.
# amin'ny afo
DH: "tamin'ny afo ho atao sorona."
# niditra tao amin'ny saiko akory
DH: "ary tsy mbola nieritreritra ny amin'ny fandidiana izany Aho"
# Koa indro
Ny teny "indro" dia manamafy izay hitranga manaraka.
# ho avy ireo andro
DH: "indray andro any aoriana any"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# tsy ho antsoina
DH: "tsy hiantso izany hoe ... intsony ny olona"
# handevina ny faty
"handevenan'ny vahoakan'i Joda ny fatin'ireo olona"
# mandra-paha tsy misy toerana intsony
"tsy misy malalaka tavela"