1.0 KiB
1.0 KiB
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mitanisa ireo zava-dratsy izay vitan'ny vahoakan'i Joda Yaveh.
ny toerana avon'ny Tofeta
Izany no anaran'ilay toerana izay nanaovan'ny vahoakan'Israely sorona tamin'ny andriamanitra sandoka ny zanak'izy ireo tamin'ny fandorana azy ireo tamin'ny afo.
ny lohasahan'i Ben-Hinema
Izany no anaran'ilay lohasaha any atsimon'ny tanànan'i Jerosalema, izay nanaovan'izy ireo sorona tamin'ireo andriamanitra sandoka.
amin'ny afo
DH: "tamin'ny afo ho atao sorona."
niditra tao amin'ny saiko akory
DH: "ary tsy mbola nieritreritra ny amin'ny fandidiana izany Aho"
Koa indro
Ny teny "indro" dia manamafy izay hitranga manaraka.
ho avy ireo andro
DH: "indray andro any aoriana any"
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
tsy ho antsoina
DH: "tsy hiantso izany hoe ... intsony ny olona"
handevina ny faty
"handevenan'ny vahoakan'i Joda ny fatin'ireo olona"
mandra-paha tsy misy toerana intsony
"tsy misy malalaka tavela"