plt_tn/jer/07/29.md

16 lines
323 B
Markdown

# ny zanak'i Joda
"ireo taranak'i Joda"
# nandà sy nahafoy
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa Yaveh dia tsy hanao na inona na inona amin'ireo olona ireo intsony.
# nahafoy
"namela irery" na "tsy niraharaha"
# izany no fanamabaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.