plt_tn/jer/07/29.md

323 B

ny zanak'i Joda

"ireo taranak'i Joda"

nandà sy nahafoy

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary manamafy fa Yaveh dia tsy hanao na inona na inona amin'ireo olona ireo intsony.

nahafoy

"namela irery" na "tsy niraharaha"

izany no fanamabaran'i Yaveh

Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.