plt_tn/jer/07/24.md

36 lines
988 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy nampatsiahy ny vahoakan'i Joda ny fomba nikomian'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# tamin'ny fikasan-dratsin'ny fon'izy ireo ihany izy ireo
"araka ny drafitr'izy ireo ihany satria mafy loha sy ratsy fanahy izy ireo"
# ka nihemotra, fa tsy nandroso
"ary nanodina ny lamosin'izy ireo tamiko izy ireo fa tsy ny tavany." DH: "ary nandà ny hifantoka tamiko izy ireo, toy izay hankato Ahy."
# ny tsirairay tamin'ireo mpanompoko
"ny mpanompoko rehetra"
# Nikiry tamin'ny fandefasana azy ireo
"tsy sasatra ny naniraka azy ireo"
# ireo mpaminaniko, tany aminareo
Ny teny "ianareo" dia manondro ny vahoakan'i Joda sy ny razamben'izy ireo rehetra.
# tsy nihaino Ahy izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely rehetra hatramin'ny nivoahan'ireo razamben'izy ireo tao Egypta.
# nanamafy hatoka izy ireo
DH: "mafy loha nandà tsy hihaino."
# Ratsy fanahy mihoatra noho
"ny taranaka tsirairay avy rehetra dia lasa ratsy fanahy"