plt_tn/jer/07/24.md

988 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Nanohy nampatsiahy ny vahoakan'i Joda ny fomba nikomian'ny vahoakan'Israely Yaveh.

tamin'ny fikasan-dratsin'ny fon'izy ireo ihany izy ireo

"araka ny drafitr'izy ireo ihany satria mafy loha sy ratsy fanahy izy ireo"

ka nihemotra, fa tsy nandroso

"ary nanodina ny lamosin'izy ireo tamiko izy ireo fa tsy ny tavany." DH: "ary nandà ny hifantoka tamiko izy ireo, toy izay hankato Ahy."

ny tsirairay tamin'ireo mpanompoko

"ny mpanompoko rehetra"

Nikiry tamin'ny fandefasana azy ireo

"tsy sasatra ny naniraka azy ireo"

ireo mpaminaniko, tany aminareo

Ny teny "ianareo" dia manondro ny vahoakan'i Joda sy ny razamben'izy ireo rehetra.

tsy nihaino Ahy izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely rehetra hatramin'ny nivoahan'ireo razamben'izy ireo tao Egypta.

nanamafy hatoka izy ireo

DH: "mafy loha nandà tsy hihaino."

Ratsy fanahy mihoatra noho

"ny taranaka tsirairay avy rehetra dia lasa ratsy fanahy"