plt_tn/jer/07/12.md

16 lines
325 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.
# Koa mandehana
DH: "Koa tadidio" na "Koa saino ny momban'ny"
# nohon'ny fanaovanareo ireo fanaonareo rehetra ireo
"satria ianareo nanao ireo zavatra rehetra ireo"
# ombieny ombieny
"foana foana"