plt_tn/jer/07/12.md

325 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'i Joda tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany Yaveh.

Koa mandehana

DH: "Koa tadidio" na "Koa saino ny momban'ny"

nohon'ny fanaovanareo ireo fanaonareo rehetra ireo

"satria ianareo nanao ireo zavatra rehetra ireo"

ombieny ombieny

"foana foana"