plt_tn/jer/05/30.md

806 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny Yaveh.

Habibiana sy horohoro no nitranga

"Zavatra mahatsiravina sy maharikoriko no nitranga"

teo amin'ilay tany

DH: "tao amin'ny tanin'Israely."

Maminany amim-pitaka

"maminany lainga"

ny fahefany manokana

"araka ny fitondran'ireo mpaminany"

fa inona no hitranga amin'ny farany

"fa inona no anataonao any amin'ny fiafaran'izao?" Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa hanenina amin'ny faharatsim-panahiny ireo vahoaka rehefa hiafara amin'ny famaizana izany. DH: "fa ho ao anaty fahasahiranana ianao ary hanenina izao fitondran-tena ratsy fanahy izao ianao rehefa miafara amin'ny sazy izao?"

amin'ny farany

Ny andian-teny "farany" dia manondro ny fanasaziana izay vokatr'ireo zavatra ratsy izay nataon'ny vahoaka.