# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # Habibiana sy horohoro no nitranga "Zavatra mahatsiravina sy maharikoriko no nitranga" # teo amin'ilay tany DH: "tao amin'ny tanin'Israely." # Maminany amim-pitaka "maminany lainga" # ny fahefany manokana "araka ny fitondran'ireo mpaminany" # fa inona no hitranga amin'ny farany "fa inona no anataonao any amin'ny fiafaran'izao?" Nampiasa io fanontaniana io Yaveh mba hanamafisana fa hanenina amin'ny faharatsim-panahiny ireo vahoaka rehefa hiafara amin'ny famaizana izany. DH: "fa ho ao anaty fahasahiranana ianao ary hanenina izao fitondran-tena ratsy fanahy izao ianao rehefa miafara amin'ny sazy izao?" # amin'ny farany Ny andian-teny "farany" dia manondro ny fanasaziana izay vokatr'ireo zavatra ratsy izay nataon'ny vahoaka.