plt_tn/jer/05/23.md

676 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

manana fo mafy

DH: "dia mafy loha sy mpikomy."

Mivily any amin'ny fikomiana izany ary dia nandao

"nitodika izy ireo ary niala alavitra." DH: "Tsy nankato na nihaino izy ireo."

izy ireo dia tsy niteny tao am-pon'izy ireo

DH: "tsy nisaina ny tenan'izy ireo izy ireo."

mihazona ireo herinandro voatondron'ny vokatra ho antsika

"ary hanome toky ho antsika fa ny herinandron'ny vokatra dia hitranga araka ny tokony ho izy"

ny helokareo

Ny teny "... areo" dia manondro ireo taranak'i Jakoba sy ny vahoakan'i Joda. "ireo otanareo"

ireo zavatra ireo

Ireo orana sy vokatra